Tag: post-catch losses

Fampihenana ireo trondro very aorian’ny jono : mampiasa teknika tsara kokoa amin’ny fanamasahana trondro amin’ny setroka ireo mpanjono madinika avy ao amin’ny helidranon’i Mahajamba

Ho an’ireo fokonolona any amin’ireo tanànan’ny mpanjono mipetraka lavitra any amin’ny faritra avaratra-andrefan’i Madagasikara, ny fanamasahana trondro amin’ny setroka dia vadin’asa izay ahafahana mitahiry ny trondro sy manena ny fahaverezan’ny vokatra