Tag: community-led

Fanaingana ny firotsahan’ny fokonolona : lesona azo tany amin’ny Nosy Barren

Tamin’ny taona 2018, nanatontosa voalohany ny fanakatonana vonjimaika ny fanjonoana orita ny fokonolona tao amin'ny Nosy Barren. Ankehitriny izy ireo dia mitarika ireo tetikasam-pitantanana maharitra ny jono ao an-toerana.