
Antom-pivelomana maharitra ny ranomasina noho ny fambolen’ny fokonolona ahi-dranomasina
Mirotsaka amin’ny fambolena an-drano ireo mponina ao Belo sur Mer – indrindra ireo vehivavy. Tsy nanana ho avy aho talohan’ny nambolena ahi-dranomasina. Nandao ny tanàna ireo zanako lahy ary tsy nanana antom-pivelomana aho satria efa osa ka tsy afaka manjono....

Rehefa lasa mpampianatra ny mpianatra : ekipam-pokonolona vaovao mpanara-maso ny tontolo iainana any atsimo-andrefan’i Madagasikara
Ny volana Jona, nankany Manjaboake ny ekipa mpanara-maso ny tontolo iainana ao an-toerana mba hampita traikefa amin’ireo mpianany voalohany. Indray maraina mamiratry ny volana Jona, nakarinay tanaty sambo ny fitaovanay, tany Andavadaoka any atsimo-andrefan’i Madagasikara. Tao ny fitaovana entina miditra...

Ny feon’ny honko
Tantaran’ny mpiara-miasa, namana ary mpiara-monina, manokana ny fiainany ho an’ny honkon’i Madagasikara