Tag: fitantanana ny jono

Fanaingana ny firotsahan’ny fokonolona : lesona azo tany amin’ny Nosy Barren
Tamin’ny taona 2018, nanatontosa voalohany ny fanakatonana vonjimaika ny fanjonoana orita ny fokonolona tao amin'ny Nosy Barren. Ankehitriny izy ireo dia mitarika ireo tetikasam-pitantanana maharitra ny jono ao an-toerana.

Ambadiky ny fakantsary : Nanampy betsaka tamin’ny fanatontosàna horonantsary iombonana momba ny fandrindràna fari-dranomasina ifotony ireo vondrom-piarahamonina
Vondrom-piarahamonina telo avy any Madagasikara, Kaomoro ary Indonezia no nasaina nandrakitra an-tsary ny fisokafan’ny fanjonoana horita any amin’ny faritra misy azy. Ny horonantsary notontosaina tamin’izany dia mankalaza ny fandraisan’ireo vondrom-piarahamonina ny fitantanana ny fari-dranomasiny, sy ny vinavinany ny amin’ny ho...