
Antom-pivelomana maharitra ny ranomasina noho ny fambolen’ny fokonolona ahi-dranomasina
Mirotsaka amin’ny fambolena an-drano ireo mponina ao Belo sur Mer – indrindra ireo vehivavy. Tsy nanana ho avy aho talohan’ny nambolena ahi-dranomasina. Nandao ny tanàna ireo zanako lahy ary tsy nanana antom-pivelomana aho satria efa osa ka tsy afaka manjono....

Rehefa lasa mpampianatra ny mpianatra : ekipam-pokonolona vaovao mpanara-maso ny tontolo iainana any atsimo-andrefan’i Madagasikara
Ny volana Jona, nankany Manjaboake ny ekipa mpanara-maso ny tontolo iainana ao an-toerana mba hampita traikefa amin’ireo mpianany voalohany. Indray maraina mamiratry ny volana Jona, nakarinay tanaty sambo ny fitaovanay, tany Andavadaoka any atsimo-andrefan’i Madagasikara. Tao ny fitaovana entina miditra...

Feon’i Tsimipaika : vahaolana ifotony momba ny fitantanam-pokonolona
Feon’ny mpanjono : Ramatoa Véronique sy Franklin Velotody mizara ireo vahaolana ifotony momba ny fiarovana ny ranomasina, ary manazava ny lanjan’izany ho an’ny tanàna misy azy

Fanaingana ny firotsahan’ny fokonolona : lesona azo tany amin’ny Nosy Barren
Tamin’ny taona 2018, nanatontosa voalohany ny fanakatonana vonjimaika ny fanjonoana orita ny fokonolona tao amin'ny Nosy Barren. Ankehitriny izy ireo dia mitarika ireo tetikasam-pitantanana maharitra ny jono ao an-toerana.

Fikarohana arina fandrehitra maharitra
Fihaonana tamin’ireo mpamokatra kitay any Ambanja, izay miaro ny ala honko any avaratra-andrefan’i Madagasikara amin’ny alalan’ny fambolena Acacia mangium mba hamokarana arina fandrehitra maharitra ho an’ny fandrahoana.

Fampihenana ireo trondro very aorian’ny jono : mampiasa teknika tsara kokoa amin’ny fanamasahana trondro amin’ny setroka ireo mpanjono madinika avy ao amin’ny helidranon’i Mahajamba
Ho an’ireo fokonolona any amin’ireo tanànan’ny mpanjono mipetraka lavitra any amin’ny faritra avaratra-andrefan’i Madagasikara, ny fanamasahana trondro amin’ny setroka dia vadin’asa izay ahafahana mitahiry ny trondro sy manena ny fahaverezan’ny vokatra

Fitondram-panovana : mianatra mamaky teny sy manoratra any amin’ny helidranon’i Mahajamba
Ho an’ireo vondron’ireo mpanjono madinika monina any amin’ny faritra alavitra eto Madagasikara, sakana lehibe ho an’ny fitantanana ireo harena an-dranomasina voajanahary ny tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra

Ny feon’ny honko
Tantaran’ny mpiara-miasa, namana ary mpiara-monina, manokana ny fiainany ho an’ny honkon’i Madagasikara

Siansa sy fomban-drazana: fifampizaràna traikefa mba hitantanana ny fiarovana an-dranomasina ao Velondriake
Olona dimy avy ao amin’ny foko Vezo ao Andavadoaka no hiara-hiasa hanangana ny ekipa voalohany mpanara-maso ny tontolo ambany ranomasina ao amin’ny fari-dranomasina tantanina ifotony ao Velondriake.

Ambadiky ny fakantsary : Nanampy betsaka tamin’ny fanatontosàna horonantsary iombonana momba ny fandrindràna fari-dranomasina ifotony ireo vondrom-piarahamonina
Vondrom-piarahamonina telo avy any Madagasikara, Kaomoro ary Indonezia no nasaina nandrakitra an-tsary ny fisokafan’ny fanjonoana horita any amin’ny faritra misy azy. Ny horonantsary notontosaina tamin’izany dia mankalaza ny fandraisan’ireo vondrom-piarahamonina ny fitantanana ny fari-dranomasiny, sy ny vinavinany ny amin’ny ho...